TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Destination "Rose": Jamais!


« Désinhibés, ils profitent des vacances ou d’un voyage d’affaires pour s’adonner à des relations sexuelles avec des enfants. Ce sont « monsieur et madame tout le monde » qui se laissent tenter et passent à l’acte. Ils sont majoritaires et 33% d’entre eux ont entre 40 et 50 ans. Ils viennent généralement des pays occidentaux, mais aussi du Japon, de la Corée, de l’île Maurice, de la Réunion, de l’Inde ou du Pakistan ». PFSCE*
NON AU TOURISME SEXUEL
NON A L' EXPLOITATION SEXUELLE DES ENFANTS
PORTER PLAINTE - DENONCER- SIGNALER


Fantatrao ve fa ny 50% ny mponina ao Madagasikara dia latsaky ny 18 taona? Ankizy miisa 1.400.000 no voatery tsy maintsy miasa nohon'ny fahantrana. Maro amin'izy ireo no mikarenjy etsy sy eroa satria tsy misy atao?

Mivarobarotra enta-madinika toy ny voanjo, kapoaka, afokasoka no fanalany andro sy fitadiavam-bolany.
Noho ny fahantrana mianjady aminy dia marefo izy ary mora voatarika amin'ny asa fivarotan-tena, satria mora ahazoany vola haingana izany.

Aoka tsy ho jerem-potsiny ireny.

Manomboka mihetsiketsika miady sy manohitra ny "tourisme sexuel", ny "exploitation sexuelle des enfants" sy ny "abus sexuel" Madagasikara toy ny voalaza eto, sy araka ny fanambarana nataon'ny filoha tany Madagasikara.

Ny fikambanana tsy miankina (ONG) groupe développement (gd) ihany koa dia manohana sy miady amin'io resaka io. Ny gd dia membran'ny ECPAT international ary ny foibeny dia eto Frantsa. Nanomboka tamin'ny taona 2004 izy no nanorina ny biraony tany Madagasikara ary miara miasa amin'ny fikambanana maromaro

Misy blaogy iray ihany koa miady amin'ny "exploitation sexuelle" sy "tourisme sexuel", izay noforonin'ny madadventure

Na dia mbola vitsy ihany aza izy ireny, ary maninona moa no vahiny daholo no manao azy? dia efa manomboka misy ny ezaka araka ny tatitra eto.
Efa notsongain'i jogany ihany koa izy io ary efa mandroso (angamba?) izy amizao fotoana izao.

Pour signer la pétition contre l'exploitation sexuelle des enfants dans le monde, ici

*Plate Forme de la Société Civile pour l'Enfance


November 19, 2007 | 9:11 AM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Moi Séro ou pas Séro?
TAG/ Pourquoi Que Je...
Cher dadabe noely!
Révises tes codes......
Le cirque: torture...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


4160 views
Important Disclaimer