TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Revin-Gadra Hoe?

Resadresaka etsy sy eroa, fahare matetika eny am-bavan'ireo tanora vao misondrotra: "mba te hividy trano aho ry Kala a!"

Raha ny eny an-tànana aloha dia miandry eo amin'ny faha- 40 taonany eo daholo vao manangana trano e! Izay mantsy vao voaangona-raha tsy nisy kolikoly, ireo vola ahafahana manantanteraka ilay "rêve" ( et non revy qui veut plutôt sous entendre la fête. A moins de dire revirevy mais là il s'agit d'un grand rêve) . Misy ihany anefa ireo - niangaran'ny vintana , ka tanora vao 30 taona dia efa "proprio". Tompony fa tsy mpanofa, ah le rêve!

Ny sasany izay nahafoy an'i Dago kosa ka nandeha any finda, rehefa stable iny dia mba manan'eritreritra ny hividy trano ihany koa- any finda aloha, satria mantsy tsy te hiady lova dia aleo any no manao fiainana kalamina. Sady mba hafa koa ange ry Kala ilay hoe "proprio à l'étranger e!"

Dia nojerena ary ry Kala ny vidiny:
1- tsy takatra
2- manao trosa 20 taona farafahakeliny
3- tena miafy mafy dia mety ho takatra ny any ankodahoda any

Dia manontany tena hoe fa ahoana ary rehefa mba mijery fahitalavitra ireny, misy olona mikarama kely nohon'ny tena nefa proprio eto finda. Eritreritra:
1- na io resa-be fotsiny satria tsy misy resahana ry 'zalahy
2- na izy mpandova dia tsy mila mividy fa miditra fotsiny

Tsy misy hevitra ny eto! Dia nandinika ny fiainan'ireo tanora efa tompon-trano any Dago indray dia mahita fa miaina be ry Kala isany: maison de 200m² sur un terrain de 2000m², 4x4, cuisine équipée, salon de 60m², salle de bain de 15m², etc... Mince alors ny salon-ny mbola ngeza nohon'ny tranon'ny olona eo @ saranga antonony any finda.

Dia lasa ny eritreritra, andeha hividy trano any Dago indray ary. Koa maninona moa? any Dada any Neny any zoky any zandry any dadatoa, nenitoa, bebe sy dadabe, any ny akama, any misy mpanampy, misy gardien, misy ranomasina, misy soleil, any tsy misy fanavankavaham- bolokoditra.

Dia mijery annonce. Purée! ilay mba tena milay:

Affaire à saisir : 1.450.000 € (non négociable), maison de maître à Diégo. Ok lafo loatra io ary e!

Dia nidina ny gamme:

Catégorie: Maison à vendre
Centre Ville. Antananarivo, 101. Madagascar
Prix moyen en €uros: Euros 309.768
Prix en Ariary : MGA 799.200.000
Grande maison de caractère. Tout confort – 2 séjours salons de 50 m², 9 chambres principales, dépendance, garage. Le tout sur un terrain arboré de 800 m². Prix à débattre – Faire proposition.

Mbola tsy takatra ihany. Quasiment le même prix qu'à finda. Dia mbola nidina gamme ihany dia lasa nanantona an'ny fonenana tsara sy soahonenana. Peut mieux faire!

Décidement tsy maintsy hiditra trosa ihany 'zany? tsy maintsy hiandry ny faha-40 taona ihany 'zany? tsy maintsy hiady lova ihany 'zany?

Et vous, comment avez- vous fait?

November 14, 2007 | 12:11 PM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Moi Séro ou pas Séro?
TAG/ Pourquoi Que Je...
Cher dadabe noely!
Révises tes codes......
Le cirque: torture...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


4146 views
Important Disclaimer