TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Ma Boulangère ou L'Art De Côtoyer Son Voisin

Zavatra iray tsaroako rehefa miditra épicerie any Dago ka hividy zavatra dia toy izao no mitranga. Ohatra:
-Hanaovy nestlé iray
Maka an'ilay nestlé ilay mpivarotra, manolotra an'ilay izy. Milaza ny vidiny.
Ilay mpividy manolotra vola dia misaotra dia mivoaka.
Ny zavatra iray koa dia tsy misy milahatra ny mpividy fa samy miteny izay ilainy, kanefa harak'ilay mpivarotra daholo.

Ny aty amin'Ikala anefa. Miditra.Maka filaharana.Miarahaba
-Monsieurs, Dames!
Mamaly daholo sady manao fijery mivilana kely manontany tena hoe "c'est qui celle là? je la connais, non?!" Dia samy mody mitsiky. Tranga tena miseho io indrindra rehefa hiditra boulangerie izay. Aty amin'ndry Ikala mantsy any amin'ny Zokibe, Gerb'Or sy Epi d'Or no Ambohimpiaonan'ny manodidina. Eo ianao dia tokony hividy bagety na tradition.
-Bonjour Madame!
-Bonjour, je voudrais 1 baguette et/ou une tradition s'il vous plaît!
-Quelle cuisson?
-Euh...normale ( sady mihanahana ihany)
-2 euros
-Merci, Au revoir. Monsieurs, Dames! (Rehefa hivoaka amin'izay, sady mitandritandrina) Pardon Excusez-moi. Merci. (Ouf...!)

Jerevo amin'izay ilay mofo nomeny anao (cuisson normale), tena io ve ilay notadiavinao sa tsy io? ILay mofo mantsy na bien cuite, na blanc no tena alain'dry zareo Vazaha. Ka inona ary izany ny cuisson normale: bien doré, cramé?
Miampy an'ilay protocole be sy ilay fiantsaram-belatsihy isan-karazany tsy maintsy atao. Moi je veux juste du pain et basta.

D'ailleurs le pain c'est autre chose encore!


October 25, 2007 | 3:10 AM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Moi Séro ou pas Séro?
TAG/ Pourquoi Que Je...
Cher dadabe noely!
Révises tes codes......
Le cirque: torture...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


4161 views
Important Disclaimer