TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Vita Be R'Ikala a!

Tsy misy ambara firy ho an'ny mpitsidika vitsivitsin'ny bolongana kelin'Ikala (mampihomehy koa ilay hoe bolongana!!!) Tsy maty aho akory, kay aza hitako tokoa...dia ahoana tokoa moa izany no atao raha maty aho? filazana manjo ve no hitanareo eto!!!

Miandry ny valin'ny Bombs izao no mafotaka...efa hita aloha ny momban'ny Cedric Kalonji (milay be ilay izy an, lany andro teo mihitsy r'Ikala isany) izay nahazo ny loka 2007 amin'ny bolongana afrikanina tsara indrindra, amin'ny teny frantsay araka ny voalazan'i Jentilisa ao amin'ny Global voices amin'ny teny Malagasy. Merchi bonkou...

Ankoatrizay dia kamo be fa efa akaiky ny fety, efa mijerijery ny vidin'ny vorona izay ny any an-tanàna, efa nampanjaitra ankanjo ny vehivavy, ary ho torajofo indray ny rehetra! Mihezaka ny tsy harary daholo fa manjary tsy mifety tsara.

Sanzélizé aza efa mirehitra jiro! midika izay fa frizy be any finda , revina sokolà sy kadô indray io 'zany...

Mazotoa daholo e

November 28, 2007 | 3:11 AM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Moi Séro ou pas Séro?
TAG/ Pourquoi Que Je...
Cher dadabe noely!
Révises tes codes......
Le cirque: torture...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


4140 views
Important Disclaimer