TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Ping Pong

Tsy resaka fanatajahan-tena tsy akory izy ity fa valin-kafatra nosoratan'Ikalamako izay tsy mety lasa "tsy mahazo alàlana" hono aho??? oay lety e... mila visas ve r'Ikala ny mametraka hafatra ho anareo a? LoL

Izao e, resaka fihavanana izy ity...oui oui je sais c'est le 104ème fois que l'on en parle dans la blaogasyfera...et comme disait mialy...s'en fout.

Hoy Ikalamako sy ilay manam-pahaizana notsenainy sy niara nikaly taminy momba ny fihavanana:
"Tsy mety hazavaina na adika fa hiainana. Ny Malagasy ihany no mahalala ny dikany satria izy ihany no miaina azy. Manana anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainan'ny Malagasy ny Fihavanana."
Dia hoy aho manandrana mamaly...k'efa hoe tsy mety lasa ho aho ilay izy dia adikako eto daholo mihintsy:
"Oay, ay ve misy ikalamako @ teny galasam koa e? ary boribory ny blaogy an! sy ny glaoby!!!
Tsy azo faritana tokoa ny fihavanana kty! Angamba hoy aho dia fivondronan-javatra 4 izy io:
  • fitiavana
  • fandeferana
  • fahalalam-pomba
  • fahatokisana
Tsy afa mandeha ila izy ireo.
Raha tia ianao tsy maintsy mandefitra, raha mandefitra ianao dia mahalala fomba izay, ary raha mahatoky ianao dia misy fitiavana ao izany,

sa ahoana hoy Ikala?"

November 30, 2007 | 3:11 AM Comments  0 comments

You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Dans La Merde
Le Mariage De Tes...
Le Truc De Ouf d'une...
Qu'est ce qui fait...
C'est du bio ou un...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008
January 2009
March 2009
May 2009
June 2009

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan R
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


5673 views
Important Disclaimer