Resaka nify fa manomboka ny taona tsy maintsy hatao tsara ny sorira!!! nandritran'ity herinandro ity narary be foana ny nifiko (et pourtant je me brosse les dents
3 fois par jour, bon d'accord 2 parce qu'à midi je chwin (siligaoma). Tsy haiko intsony na mpamitaka na mpandainga na mpivarotra ilay dokotera nify!!!
Tsy haiko aloha raha tadidinareo fa any Dago raha marary nify dia alàna foana foana, sady amizay tonga dia amin'ilay tandramokotra be goana be iny! Laingako izany. Non, Ikala manokana aloha dia tsy matahotra tsindrona, fanafody, dokotera. Taloha aza aho mihinana nivaquine tsy asiana tantely sady mbola mangataka kadô! ndrekaiky o, entre pas fa izaho koa tena mpankafy huile de foie de morue...
Mba mitsabo nify ihany aho izany tany an-tanàna e, kanefa koa azo lazaina fa tsara nify ny razanay. Merchi bonkou ikaky o! Fa nony tonga taty finda amizay aho indrindra fa tamin'ity herinandro ity dia akory ny hagagako fa simba daholo hono ny nifiko ary mila soloina (fa tsy esorina araka ny fomban-drazana). Hehehe...saika tsy nino aho aloha. Iza no nandra ny dentiste malagasy sa izaho voafitaka. Tsy haiko aloha fa izaho vahiny e!
Dia natao ary ny devis: pas moins de 2000 balles pour mes dents en OR, tu rigoles si j'avais ce sou en poche je me serai fait blanchir les dents d'abord, mon oeil c'est tout juste le prix d'un soit disant couronne. Et tout ça parce que j'ai dit que j'avais une "assez bonne" mutuelle! Pfff Arnaque...
Fa angaha izay fotsiny, il me suggère aussi de mettre ce truc bidule de korotam-by des adolescents en mal être, non mais...ce n'est plus de mon âge!