TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Mon Dentiste Est Un Arnaqueur!!!

Resaka nify fa manomboka ny taona tsy maintsy hatao tsara ny sorira!!! nandritran'ity herinandro ity narary be foana ny nifiko (et pourtant je me brosse les dents 3 fois par jour, bon d'accord 2 parce qu'à midi je chwin (siligaoma). Tsy haiko intsony na mpamitaka na mpandainga na mpivarotra ilay dokotera nify!!!

Tsy haiko aloha raha tadidinareo fa any Dago raha marary nify dia alàna foana foana, sady amizay tonga dia amin'ilay tandramokotra be goana be iny! Laingako izany. Non, Ikala manokana aloha dia tsy matahotra tsindrona, fanafody, dokotera. Taloha aza aho mihinana nivaquine tsy asiana tantely sady mbola mangataka kadô! ndrekaiky o, entre pas fa izaho koa tena mpankafy huile de foie de morue...

Mba mitsabo nify ihany aho izany tany an-tanàna e, kanefa koa azo lazaina fa tsara nify ny razanay. Merchi bonkou ikaky o! Fa nony tonga taty finda amizay aho indrindra fa tamin'ity herinandro ity dia akory ny hagagako fa simba daholo hono ny nifiko ary mila soloina (fa tsy esorina araka ny fomban-drazana). Hehehe...saika tsy nino aho aloha. Iza no nandra ny dentiste malagasy sa izaho voafitaka. Tsy haiko aloha fa izaho vahiny e!

Dia natao ary ny devis: pas moins de 2000 balles pour mes dents en OR, tu rigoles si j'avais ce sou en poche je me serai fait blanchir les dents d'abord, mon oeil c'est tout juste le prix d'un soit disant couronne. Et tout ça parce que j'ai dit que j'avais une "assez bonne" mutuelle! Pfff Arnaque...

Fa angaha izay fotsiny, il me suggère aussi de mettre ce truc bidule de korotam-by des adolescents en mal être, non mais...ce n'est plus de mon âge!

January 10, 2008 | 7:01 AM Comments  0 comments

You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Dans La Merde
Le Mariage De Tes...
Le Truc De Ouf d'une...
Qu'est ce qui fait...
C'est du bio ou un...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008
January 2009
March 2009
May 2009
June 2009

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan R
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


5701 views
Important Disclaimer