
8 Marsa. Andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny vehivavy. Folo taona lasa izay no nandraisan'i
Eve Ensler anjara ho fanamarihana io andro io. Ny hetsika rehetra izay miseho ny 01 janoary ka hatramin'ny 31 Marsa dia natao indrindra ho fampatsiahivana ireo vehivavy voavono eran-tany. Ny "
Monologue du Vagin" dia nolalaovina an-dampihazo, voadika amin'ny tenim-pirenena maro (eo amin'ny telopolo eo).
Nandray anjara amin'izany Madagasikara ary ny 8 Marsa 2008 no fotoana voalohany nandikàna ny Monologue du Vagin amin'ny teny malagasy, azo adika koa hoe "Ny akon-dresakin'ny zohiko"
Vehivavy mpiblaogy efatra no niara nanentana ny feony ho fanampiana sy fanohanana ireo
vehivavy malagasy hiajan-dian'ny herisetra.
HENOY VAKIO VIDIO
WWW. ZAZA-VAVY.ORGSahiran-tsaina ngamba ianareo e !, Izaho aloha tena vakae ! Izany no antony anoratako ity sangan’asa ity. Sahiran-tsaina aho ny amin’ny zohim-pahafinaretako...
Tsy maintsy tia volo vao tia fory. Betsaka ny olona tia volo. Ny vadiko voalohany tsy tiavolo. Hoy izy hoe misavoritaka hono sady maloto. Nasainy aratana foana ny ahy....
Ao, ao ambany ao, mbola tsy niverenako naleha mihintsy hatry ny taona 1953. tenamarina e!...
Toy ny akorandriaka ny fivaviako, akorandriaka boriborymavokely sady saro-pady mety mivoha dia mety mihidy...
Tantaraiko anareo ny nahatonga ahy hankafia ny lalan-kitsom-pahafinaretako. Somaryhanano sarotra ihany satria tsy dia ara-dalàna loatra....
Mahatratra an’arivony mahery ny isan’ny ankizy vavy na koa tovovavy nisedra iofamorana io. Ny kaontinanta Afrikana moa no tena ahitana io, tsy vitsy ireo izay mbolahisedra, ny antsy maranitra, hareza, na koa tapaka vakin-tavoahangy voarangitra tsara...
Hoy i Neny amin’ny feo masiaka, mafy, mihantsy aina hoe ajanony hono iomihoatrahoatra ny Boziko io. Lasa natahotra be aho sao nihoatra loatra ka mianjera hoazy eo izy no hiafarany...
Miloko maitso ny fivaviako, ohatran’ireny tanimboly mavokely malefaka ireny...
Tiako ny zohiko. Tiako ihany koa ny vehivavy. Mazàna aho no tsy mampisaraka azy roaireo.AMPIO IZAHAYcommander-o e!