TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Bandy Bôgany

Tratra Tagy indray aho e!!! kala Maintikely no nitifitra azy avy any...

Raha ny tena izy dia bala polesy 2 be izao no tokony avoaka eto saingy rehefa tena nadinika aho dia tsy mbola feno tsara ny blaogiko ahafahako mikaroka izay tsiaro taloha tany.

Dia aleo misaoty épisode dia avy dia alefa amin'ilay resaka mahafinaritra ahy. Avy ato ny source
Raha ny fahazahoako azy dia toa resaka bandy craquant, attachant, affectueux ilay izy, raikitra mantsy ny chasse aux hommes fa avy ny printemps :) Saingy tsy azoko na voatery ho ireo mpilalao an'i Lost na izay olona hita fa milay eny fotsiny!!! Izaho mantsy tsy mbola nijery Lost mihitsy hatramizay.

Bon, n'ayant pas compris exactement la règle du jeu, raha resaka bandy bogany craquant, sexy, attachant, affectueux, etc dia ny ahy"amin'izao fotoana" izao ( satria miovaova selon l'âge moa ilay izy izany e) dia i Ted Mosby na i Josh Radnor mpilalao ao amin'i How I met your mother no tena hitako milay be!!!!


Ted il est sexy, il est architecte (tous les architectes sont sexy...), il est trop ...bogany. Ce n'est ni un Tom Cruise ni un Brad Pitt ni un George Clooney, non! c'est le genre de mec qu'on aime sans qu'on arrive pas à expliquer pourquoi...ah si il est architecte!

Ted il est masaka be e, tsy haiko mihitsy ny handikana azy... sady ny architecte ho aho manana look henjana be izany e! tsy azoko mihitsy...

Aiza enao ra jogany ooooo, mba azavao ny antony...



March 16, 2008 | 5:03 AM Comments  0 comments

You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Moi Séro ou pas Séro?
TAG/ Pourquoi Que Je...
Cher dadabe noely!
Révises tes codes......
Le cirque: torture...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


4144 views
Important Disclaimer