TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Sary Indray Mipika

Malahelo be ao ry reto fa nazeran'ilay zaza ny appareil photo keliko efa mba notsitsitsiko ery (satria milay be ny sary avoakany), tsy lany herintaona akory ny niviadanana azy... dia vita be tery sady amizay tonga dia teo ambony carreaux an'ny douche ve namà!

Voakapoka be aloha ikalapeta...dia avy eo naveriko nandramana nalefa ilay izy, dia nandeha kely ihany; ka ilay zoom mantsy nisokatra fa saika haka sary anahy kalapendina dia kanjo nigorisa teny an-tanàny ilay izy [efa tenenina foana tsy hilingilingy!] . Niala aina miadàna nedàla dia namoy ny ainy ihany ny farany :(

Aiza ve ka efa fanintelony amin'ny app. photo numérique tato an-trano io vita be io izao!Efa nandalovana daholo ihany ny marka nalazalaza (nikon aloha: milay be ilay izy fa avy eo nalefa fa efa antetsa, olympus tsy namely loatra nefa be gadget dia nalefa koa, samsung ilay nianjera moa izany maty nitsitra nohon'ny hetraketrakin'ny tany!) andeha hamely canon indray izany izao...

Ary ny anareo inona?

March 21, 2008 | 10:03 AM Comments  0 comments

You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Dans La Merde
Le Mariage De Tes...
Le Truc De Ouf d'une...
Qu'est ce qui fait...
C'est du bio ou un...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008
January 2009
March 2009
May 2009
June 2009

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan R
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


5706 views
Important Disclaimer