TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Enti_Mody Kilalao

["Aza ampijaliana ny tenintsika", avy amin'ny Ramose Lap, iray volana ny fotoana hamerenena ny enti-mody.]

Naoty: cyber fety amin'ny volana jiona? Izao dia efa mamonosa nem sy sambos e!

Izay tsikaritro ihany aloha ireto ry ramose Lap sy izay hitako ho manahirana ahy, ny tena moa tsy dia havanana loatra intsony amin'ny tso -drafitra sy ny vadi-drafitra!

Izao sy ny izaho dia samy hafa sy samihafa (mba azavao ahy ary iza no ampiasaina eto e)
> izao hariva izao: manondro zavatra
> izaho sy ianao: rehefa milaza ny tenako aho

Mihitsy sa mihintsy?

Asabotsy sa sabotsy ny FBC?

Vita tompoko ramose, mbola ho avy ny devoara sasany.

March 29, 2008 | 9:03 AM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Moi Séro ou pas Séro?
TAG/ Pourquoi Que Je...
Cher dadabe noely!
Révises tes codes......
Le cirque: torture...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
November 2008
December 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


4149 views
Important Disclaimer