TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Manomeza Kely

1 word= 20 grains
5 words= 100 grains

Mandraisa anjara mba hanafoana ny fahantrana, raha marina ny valin-teny atolotrao dia manome voam-bary 20 ho an'ireo olona tsy manan-ko hanina ianao. Raha mahita valin-teny marina 5 kosa dia 100 ny isany voam-bary atolotrao.

Maimaim-poana sady mampahay (voam-bolana anglisy) no hetsika fanampiana ihany koa ity lalao indray mitoraka ity.


April 11, 2008 | 11:04 AM Comments  0 comments

You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Bye Bye Town
Resakin'ny tenda
L'Art Des Nouveaux...
BD Malagasy
Aza osena ny ondry...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


3199 views
Important Disclaimer