TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Aza osena ny ondry botry!!!

Io i Kamba, zazakely herintaona, manana anabavy kambana aminy!
2o taona ny reniny ary mananon-tena izy.
Hetraketrakin'ny natiora no nahasimba ny tarehiny toy izao
Saingy matoky toa anao aho fa misy ny vaha-olàna

Ho fanampiana azy ny namana eto amin'ny blaogasyfera
dia manao antso avo hanao soroka miara milanja ho fanampiana io zaza io.

Miangavy re!

Jereo eto ny fanampim-panazavana
ikalamako, purplecorner, malagasymiray, diana de fokoblogclub

Raha te hanampy azy, mandehana ato
zaza-vavy/kamba


May 21, 2008 | 12:05 PM Comments  0 comments

You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Bye Bye Town
Resakin'ny tenda
L'Art Des Nouveaux...
BD Malagasy
Aza osena ny ondry...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


3205 views
Important Disclaimer