TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
BD Malagasy

Ho an'izay mankafy BD dia misy ilay hoe 'kilonjy' izay vao niforona izy io.
Izaho manokana aloha dia falifaly mamaky an'ilay izy fa sady tsy aloa vola no mahatsikaiky.
Ny sary koa azo atao hoe mendrika ihany satria tena gasigasy tsara. Ka raha te hihomehy kely dia vakio ny kilonjy e. Mila misoratra anarana ianao dia tafiditra ao ary afaka mi-telécharger an'ilay izy (format pdf).
Fa manontany tena fotsiny aho hoe tsy efa fahita any amin'ny hafa daholo ve ilay tantara kely?

May 28, 2008 | 11:05 AM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Bye Bye Town
Resakin'ny tenda
L'Art Des Nouveaux...
BD Malagasy
Aza osena ny ondry...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


3202 views
Important Disclaimer