TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Resakin'ny tenda

K'aiza k'aiza daholo hoy ny tanora izay!!! Elaela tsy heno ny blaogasyfera an... Hanao resakin'ny tenda sy noana aho r'ikala androany. Asa ianareo rehefa any am-piasana ireny na rehefa mandeha mirozy ka reraka iny dia manavisavisa ny sakafo hohanina avy eo.

Tampoka teo androany...matetika isan'andro "Aza omena tsiny aho" hoy Njakatiana izay, ohatran'ny adala tsy ampy sakafo ikala dia te handrampaka hanina be. Aty aminay moa ambanivohitra ka ny kaly sinoa somary "vĂ´tany" , any sisa azo natao dia nahandro. Ny nety eto misy, nojerena ny foto-tsakafo sinoa dia iny ary fa nanokona. Izao no navoakany...

Aza mitady lavitra, jereo eto ny resety! Ny ahy r'ikala nosoloiko aiguillette de canard fotsiny an...
Izany hoe hafa ihany ny orizinaly. Jereo etsy amin'ny sisiny etsy ny rohy fa hitako masaka be io sipa mpahandro io , sady ny azy alainy sary daholo ny zavatra ilaina, tonga dia mizesta be any @ Tang rehefa miantsena. Hahahaa...

June 18, 2008 | 2:06 AM Comments  0 comments

You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Bye Bye Town
Resakin'ny tenda
L'Art Des Nouveaux...
BD Malagasy
Aza osena ny ondry...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008

Change Language


Tags Archive
an-jaza fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsy tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan Razafimaharo
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


3198 views
Important Disclaimer