TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
tatisy's Blog
tatisy's Blog
Dadanay...dadanay

Mba tiako zaraina aminareo fotsiny ny andro anio... Izay dadanay izay mantsy, efa lasana nody

Tsy dia fanaoko loatra ny mitantara ny fiainako antsimpirihany eto amin'ny blaogy kanefa androany kosa dia tsy mety afaka am-poko raha tsy manoratra eto aho.

Manontany tena aho mantsy hoe: "nanao ahoana ny fiainako raha tsy nandao an'i Madagasikara aho, ka nijanona teo anivon'ny ray aman-dreniko?"

Nanao safidy aho anefa ...

Ary hatramin'izay nialako tany an-tanindrazako izay dia tsy nitsahatra aho namisavisavisa ny famoizako mandrakizay ny iray amin'ny ireo nahitako masoandro. Tanteraka izany... roa taona izao.

Ny tena mafy? tsy afaka nanao veloma farany aho! Noheveriko fa mangidy tsy hay leferina ny fisarahana an-tany. Hay mbola mafy noho izany...

Mitohy anefa ny fiainana. Mbola hifankahita tokoa ve any aoriana any?

March 18, 2009 | 11:03 AM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


tatisy's Profile

tatisy's Friends


Latest Posts
Paysage et Quotidien...
Oh Que C'est Kitsch
Antso Avo:...
L'Intégration: ou tu...
Mba Tiako Loatra Ny...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
May 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
November 2008
December 2008
January 2009
March 2009
May 2009
June 2009
August 2009
September 2009
December 2009
January 2010
March 2010
August 2010
August 2011

Change Language


Tags Archive
fosafosa ikalakely kilalao mpivahiny ramalagasy sy teroa tetsy tetsysyteroa tsyan-jaza tsyanjaza

Friends
Joan R
Rasoanaivo Alisoa
Rosin

Links
blaogin'ikala
foko madagascar
kilonga


13869 views
Important Disclaimer